ANKADIMBAHOAKAMitohy ety Akadimbahoaka ny asa fanoloana taribin-jiro izay tanterahan’ireo teknisiana.
Mandritra ny asa dia tsy maintsy ahato ny famatsiana herinaratra any amin’ireto toerana ireto hatramin’ny 5 ora hariva
:
Ankadimbahoaka – Zone Filatex – Zone Forello – Tanjombato – Fasankarana – Soanierana – Ambatoroka – Ambanidia
Hiverina amin’ny laoniny avy hatrany kosa ny famatsiana rehefa tontosa ny asa.