Teny amin’ny 𝐓𝐨𝐛𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 teny Ambohimanambola androany 18 oktobra no nanatanterahin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara #PRRM ny fidinana ifotony voalohany. Tao anatin’izany no nijerena akaiky, 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚, ny olana fototra mahakasika ny famokarana herinaratra.Betsaka ny olana hita nandritry ny fitsidihana, misy ireo afaka vahana ao anatin’ny fohy ezaka, ao ihany koa ireo mila fotoana, fa ho ezahina jerena ny ahafahana mamaha izany, hoy ny filoham-panjakana 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀.