AMBATOLAMPITSIMAHAFOTSY
Tariby ambanin’ny tany may ,vokatry ny ora-nikija omaly no mahatonga ny fahatapahan’ny herinaratra eny Ambatolampitsimahafotsy sy ireto toerana ireto👇:
ASECNA -Ambohidava -Merimandroso -Alatsinainy -Ankosy- Ambatoaranana -Anjomakely -Fiakarana -Croc Farme -Ambatomena -Ambohitsimeloka -Anjakahidro -Anjazafohy-Ambohitsiroa-Ambatolaona -Ambatomena -Alakamisy- Anosiala -Mandrosoa -Ambohipiara -GOLF -Andakana -LFL – Imerinavaratra -Tsimahandry -Ankatsaka -Antanantanana -Manjakazafy -Ampasonomby-Mahitsy -Antanetibe -Andranovaky -Sericulture -Bevomanga -Ambohimilemaka -Ampanotokana -Antsevabe -Andranovelona -Monastera -Antanetibe -Mahazaza.
Efa eny an-toerana ny Teknisiana manao ny fanarenana ka vinavinaina ho vita amin’ny 12 ora ny asa.
Mitohy ihany koa ny fanarenana ireo tsy fahatomombanana amin’ny toerana hafa.
————————————————————–
🇲🇫AMBATOLAMPITSIMAHAFOTSY
Un câble souterrain grillé lors des orages d’hier est la raison de la coupure de courant à Ambatolampitsimahafotsy et dans les localités suivantes👇:
Ambatolampitsimahafotsy -ASECNA -Ambohidava -Merimandroso -Alatsinainy -Ankosy- Ambatoaranana -Anjomakely -Fiakarana -Croc Farme -Ambatomena -Ambohitsimeloka -Anjakahidro -Anjazafohy-Ambohitsiroa-Ambatolaona -Ambatomena -Alakamisy- Anosiala -Mandrosoa -Ambohipiara -GOLF -Andakana -LFL – Imerinavaratra -Tsimahandry -Ankatsaka -Antanantanana -Manjakazafy -Ampasonomby-Mahitsy -Antanetibe -Andranovaky -Sericulture -Bevomanga -Ambohimilemaka -Ampanotokana -Antsevabe -Andranovelona -Monastera -Antanetibe -Mahazaza.
Les Techniciens sont déjà sur place pour la réparation des dommages. L’intervention est prévue s’achever à 12h.
Les dépannages dans d’autres localités endommagées continuent également.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *