
Nitondra fanazavana tamin’izany ny Tale Jeneralin’ny Akoranafo, Atoa ANDRIANARAHINJAKA Harivelo, sy ny Tale Jeneralin’ny OMH, Atoa RAVELOSON Cydolain, izay namelabelatra ireo andry lehibe sy tanjona ary fanavaozana voarakitra ao anatin’io « lettre de politique» io.