๐๐๐ ๐๐ง๐ฆ๐๐๐ก๐ ๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ : ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ

Maromaro ireo faritra mampihatra ny fahatapahan-jiro mifandimby na ny ยซ dรฉlestage ยป tato anatinโny andro vitsivitsy izao, nohonโny fahataranโny famatsiana solika.

Voatery mitsitsy ny tahirin-tsolika eo am-pelatanana arakโizany ny orinasa
#JIRAMA mba ho fisorohana ny fahatapahan-jiro faobe.

Mikaon-doha andro sy alina ny mpitantana ny orinasa
#JIRAMA sy ny Ministeranโny Angovo sy ny AkoranโAfo
#MEH mitady vahaolana mba hampihenana ny fahatapahan-jiro mifandimby.

Efa manomboka tonga any aminโny faritra sasany aminโizao fotoana izao ny solika entina mampihodina ireo milina mpihary herinaratra. An-dalana kosa ny anโireo izay somary lavidavitra sy saro-dalana.

Mbola misy anefa ireo izay tsy maintsy hampihatra ny fahatapahan-jiro mifandimby.

๐จ๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐๐ ๐๐:

Fanafainganana ny fametrahana ireo foibe famokarana herinaratra azo avy aminโny herinโny masoandro miisa 37 aminโny distrika 37 mba hialร na aminโny fiankinan-doha aminโny solika.

Fanafainganana ihany koa ny fametrahana foibe famokarana herinaratra azo avy aminโny herinโny masoandro eto aminโny Tambazotra IraisanโAntananarivo ka isanโny hanomboka atsy ho atsy ny 20MW ao Moramanga.