๐— ๐—˜๐—› โ€“ ๐—™๐—œ๐—ง๐—œ๐—ฆ๐—œ๐——๐—œ๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ง๐—ข ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” โ€“ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—”
Vinanโ€™ny fitondram-panjakana tarihinโ€™ny filoha Andry RAJOELINA ny ยซ hazavana ho anโ€™ny rehetra ยป.
Miroso aingana manatanteraka izany fanamby izany ny Minisitera. Nidina ifotony eto Antsiranana โ€“Faritra Dianany alakamisy 16 marsa 2023 ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo Solo ANDRIAMANAMPISOA.
Ny atoandro ihany dia nijery ny toby mpamokatra herinaratra avy aminโ€™ny masoandro (Centrale solaire) tao Ankoriky hely, kaominina ambanivohitry Ramena. Manana tanjaka 2,4MWc ity toby mpamokatra herinaratra ity ary efa mamatsy tanteraka ny tanร nanโ€™Antsiranana.
Tsy hiandry ela fa hatomboka ny tapany faharoa aminโ€™ny asa fanamboarana toby mpamokatra herinaratra avy aminโ€™ny masoandro (Parc solaire) manana tanjaka 5 MWc ho anโ€™Antsiranana ihany hoy Andriamatoa Minisitra.
Ny hariva dia fitsidihana sy dinika ara-tekinika tany aminโ€™ny Centrale ENELEC ao Antsiranana. Voamarina tao anatinโ€™izao fitsidihana izao fa ampy tsara ny famokarana ny Angovo eto Antsiranana. Ny fahatapan-jiro no tokony hialana sy hijerena vahaolana.
Nitohy ny fitsidihana tao aminโ€™ny Site Joffre Ville: Ity toerana ity dia hanamboarana Centrale Hybride solaire-รฉolienne hanana tanjaka avy aminโ€™ny masoandro 31,28 KWc sy avy aminโ€™ny รฉolienne 30 KW.
Tapaka fa tsy maintsy mijery hevitra hafa sy aingana hanoloana ilay convertisseur mba handehananโ€™io Toby io. Hirosoana ihany koa ny dinika tekinika aty an-toerana.
Toy ny nataonโ€™ny fitondrana taminโ€™ireo fokontany maro tao Antananarivo sy Toamasina ary Mahanoro dia natomboka taminโ€™ny fomba ofisialy teto Antsiranana ihany koa ny tetikasa ยซ Hazavana anโ€™elakelantrano ยป, ka elakelatrano 1 kilometatra sy sasany ao aminโ€™ny Fokontany Mahatsara no nisitraka izany voalohany. Naneho ny hafaliany sy fankasitrahany izao fahazoana hazavana teny anivonโ€™ny elakelatrano izao ireo vahoaka sy ny tomponโ€™andraikitra tany an-toerana.
Nanambara Andriamatoa Minisitra fa hatomboka tsy ho ela eto Antsiranana ny Tetikasanโ€™ny fitondram-panjakana ยซ Branchement Mora ยป sy fanaparitahana ireo ยซ Kits solaire ยป.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiรฉe. Les champs obligatoires sont indiquรฉs avec *