๐—™๐—”๐— ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” : ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ
๐ŸšฉMaromaro ireo faritra mampihatra ny fahatapahan-jiro mifandimby na ny ยซย dรฉlestageย ยป tato anatin’ny andro vitsivitsy izao, nohon’ny fahataran’ny famatsiana solika.
โš ๏ธVoatery mitsitsy ny tahirin-tsolika eo am-pelatanana arak’izany ny orinasa #JIRAMA mba ho fisorohana ny fahatapahan-jiro faobe.
โœ… Mikaon-doha andro sy alina ny mpitantana ny orinasa #JIRAMA sy ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoran’Afo #MEH mitady vahaolana mba hampihenana ny fahatapahan-jiro mifandimby.
๐Ÿš’ Efa manomboka tonga any amin’ny faritra sasany amin’izao fotoana izao ny solika entina mampihodina ireo milina mpihary herinaratra. An-dalana kosa ny an’ireo izay somary lavidavitra sy saro-dalana.
โš ๏ธMbola misy anefa ireo izay tsy maintsy hampihatra ny fahatapahan-jiro mifandimby.
๐ŸŸ  ๐‘จ๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’’๐’๐’š ๐’—๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’‚๐’—๐’Š๐’•๐’“’๐’†๐’›๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š:
โ„น๏ธ Fanafainganana ny fametrahana ireo foibe famokarana herinaratra azo avy amin’ny herin’ny masoandro miisa 37 amin’ny distrika 37 mba hialร na amin’ny fiankinan-doha amin’ny solika.
โ„น๏ธ Fanafainganana ihany koa ny fametrahana foibe famokarana herinaratra azo avy amin’ny herin’ny masoandro eto amin’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo ka isan’ny hanomboka atsy ho atsy ny 20MW ao Moramanga.