πππππππππ : π
ππ¦πππ«ππ‘ππ§π π©ππ«π π¬π¨π₯ππ’π«πMandroso ny asa fametrahana fametrahana takela-masoandro ao amin’ny tany malalaka FITIM, ao Mahajanga. Efa tonga eto an-toerana avokoa ny ankamaroan’ireo fitaovana entina manangana izany. Tobim-pamokarana herinaratra azo avy amin’ny herin’ny masoandro 2MW no ho apetraka eto amin’ity toerana ity.
Izao no atao dia ho fanatsarana ny tolotra famatsiana herinaratra ny Mpanjifa eto Mahajanga, fa indrindra ho fampihenana ny masonkarenan’ny famokarana sy hialana amin’ny fiankinan-doha amin’ny solika.